Ahoana afaka mandeha any Finlandy?

Misy contrat d'échange ao amin'ny oniversiten'i Helsinki sy Antananarivo. Isan'taona misy mpianatra gasy roa mandeha any Finlandy sy mpianatra finlandaise roa mandeha any Antananarivo. Tsy maintsy mandeha any présidence, misy coordinatrice des relations exterieures. Afaka manontany any ianareo! Normalement misy place tsara, tsy misy mpianatra be dia be te handeha. Sarotra kely koa satria misy taratasy be fa tsy maintsy manoratra, fa courage!! ;)

1 kommentti:

  1. misaotra tamin'ny torohevitra ato aminny blog, hianatra any Finlandy mantsy aho amin'ny volana janoary 2015, afaka miresaka amin'ny alalan'ny mail ve isika? raha mety ity ny adiresy mailko, ndrarinah@yahoo.fr

    VastaaPoista